Savorovoro tao Andekaleka : Olona iray namoy ny ainy, trano maromaro voaroba

Nitrangan’ny korontana tao Andekaleka ny sabotsy teo. Andian’olona am-polony maro no tonga « nanafika » tao an-toerana. Trano telo no voaroba, araka ny fanazavana nomen’ny zandary. Efa tonga tany an-toerana ireto tompon’andraikitra ary nisy ny fandraisana fepetra avy hatrany. Niparitaka vetivety tao anaty tambajotra sosialy ny horontsary maneho vatan-dehilahy maromaro, nirongo langilangy sy zava-maranitra, niditra ny tanàna. […] L’article Savorovoro tao Andekaleka : Olona iray namoy ny ainy, trano maromaro voaroba est apparu en premier sur Midi Madagasikara.


9 d.
Sport
ID: -7421011693604925310


Similar News expand_more


Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Military
Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Science
Sport
Politics
Sport
Sport
Culture
Entertainment
Entertainment
Entertainment
Politics
Politics
Entertainment
Crime
Politics
Politics
Sport
Entertainment
Culture
Politics
Politics
Politics
Sport
Military
Military
Sport
Politics
Sport
Military
Sport
Sport
Entertainment
Education
Politics
Politics
Sport
Military
Politics
Sport
Popular countries based on strong economic and political relations

Add Watch Country

arrow_drop_down