Tanànan’i Toamasina I : Mitokona ireo mpiasa mpanao ny « voie rapide »

Tsy milamina ny fanamboarana ilay « voie rapide » mampitohy ny lalam-pirenena faharoa sy ny seranana eny amoron-dranomasin’ny Dépôt sy Cité Canada iny. Mitokona ireo mpiasa efa nanomboka ny alatsinainy teo hatramin’izao noho resaka tsy fanajana ny zon’ny mpiasa sy ireo antony maromaro koa hoy ny mpiasa ny anton’ny fitokanana. Araka ny nambaran’izy ireo izay nisoratra tamin’ny sorabaventy […] L’article Tanànan’i Toamasina I : Mitokona ireo mpiasa mpanao ny « voie rapide » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.


27 h.
Military
ID: -3159075072048879181


Similar News expand_more


Military
Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Science
Sport
Sport
Sport
Sport
Sport
Entertainment
Entertainment
Culture
Entertainment
Military
Weather
Military
Entertainment
Entertainment
Crime
Culture
Sport
Science
Sport
Sport
Politics
Sport
Politics
Sport
Sport
Culture
Military
Sport
Weather
Entertainment
Military
Politics
Politics
Sport
Politics
Military
Politics
Politics
Politics
Popular countries based on strong economic and political relations

Add Watch Country

arrow_drop_down